|
|
|
|

Teny iditra1  sesi-kidoro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny zavatra atao sesiky ny kidoro, toy ny rofia, ny fonjozoro, ny kapoaka, ny fanory, ny horompotsy, ny volomborona, ny landihazo, ka araka izany no anaovana ny kidoro hoe kidoro rofia, fonjozoro, kapoaka, fanory
Singan-teny  4  sesika, kidoro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07