|
|
|
|

Teny iditra1  sesilany
Singan-teny  2  sesy, lany
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Fitohitohizan-javatra tsy an-kiato, tsy an-kijanona
5  Tsy an-kijanona, tsy miato: Loza izay fahoriana sesilany nihatra tamin' io fianakaviana io izay!
6  mitohy tsy misy elanelany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  succession non interrompue, continuité
8  ininterrompu [1.3]
Mpanahaka  9  1.1=Mifanindry lany=an-kisesy=mitontohitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02