Teny iditra sesi-montotra
Singan-teny sesika ; montotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fihinanana sakafo atao an-kisesy, na ny teny atao miverimberina na dia mbola tsy heno tsara aza ny teo aloha [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02