|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  setraina (setra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Toherina, tsenaina, tohanana: Nosetrain' ny miaramila ny famelezan' ny fahavalo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  to be faced in opposition [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  à qui on fait face, qu'on oppose [1.8]
Ohatra  6  Tahaka ny tsilo handratra sy hangiri-firy no hosetrain' ny vady aman-janany ... [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  setraina
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13  be setrasetra [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  14  anistera, arañitse, itserana, ratsiena, reanitsa, retsiana, setraina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20