|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  setraina
Fototeny  2  setra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toherina, tsenaina, tohanana: Nosetrain' ny miaramila ny famelezan' ny fahavalo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be faced in opposition
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] à qui on fait face, qu'on oppose
Ohatra  7  Tahaka ny tsilo handratra sy hangiri-firy no hosetrain' ny vady aman-janany ... [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  setraina
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Sihanaka] be setrasetra

Fivaditsoratra  15  anistera, arañitse, asetrany, atresany, itserana, ratsiena, reanitsa, retsiana, setraina, tseranay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21