Teny iditra | 1 setrasetra |
Fototeny | 2 setra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Hetraketraka feno avona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] pride, haughtiness |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#601, 1.8] orgueil 7 [1.3#601] [duplicatif] hardiesse, fierté, arrogance 8 [1.8] hauteur |
Ohatra |
9 Tsy hitony angaha izao setrasetra izao. [2.895#] 10 Tsy dia nifankahazo loatra tamin' ny mponina izy ireo fa be setrasetra. [2.508#] 11 Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' Andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana? [1.298#] |
Voambolana |
12 Ontam-po |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 16 setra |
Mpanahaka | 17 setaseta, sotasota |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |