|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  setry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] surplus d'argent coupé qu'on ajoute d'un côté de la balance pour équilibrer et égaliser l'excédent d'argent qu'on reçoit d'un débiteur
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)5  setry
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Famaliana, valin-teny: Ny holazaiko ho setrin' izany dia izao...
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.7] a response, a reply
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3] réplique, riposte, résistance aux ordres des chefs; résistance simulée et conventionelle à un chef pour mieux obtenir l'acquiesment du peuple
10  [1.8] réponse, réplique
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)17  setry
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.78] [Taisaka] antsitrika anaty rano
Haiendriteny 
20  Tsotra :
21  Tovonana :

Teny iditra (4/5)22  setry
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.78] [Sihanaka] sotro
Haiendriteny 
25  Tsotra :
26  Tovonana :

Teny iditra (5/5)27  setry
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  [1.78] [Bara] tendrony
Haiendriteny 
30  Tsotra :
31  Tovonana :

Fivaditsoratra  32  retsy, ritse, setry, tsery

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21