Teny iditra | 1 sevoka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin' izay atao fa mora kivy na leony |
Tovy hevitra | 4 sevosevo, sevotsevoka |
Fivaditsoratra | 5 savoke, sevoka, vesoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |