Teny iditra si
Sokajin-teny anarana (simboly)
Famaritana malagasy (na Ti amin' ny solfa) Ny feo fahafito amin' ireo ambaratongam-peo valo amin' ny gama, izany hoe izy no farany, alohan' ny do ambony [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sary 

Teny iditra Si
Sokajin-teny anarana (simboly)
Famaritana malagasy Singa mivaingana, faha-14 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Famaritana anglisy Silicon. [3.1]
Famaritana frantsay Silicium. [3.1]
Voambolana 
Anarana siantifika si|Si

2009/05/05