Teny iditra (1/2) | 1 siasia |
Fototeny | 2 sia |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia Fandehanana foana atsỳ sy arỳ |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a turning aside, a wandering about |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] action de se détourner, d'errer par-ci par-là |
Ohatra |
7 Koa eo no mba hisiany fiononana eto amin' ity tany be siasia ity. [1.381#] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 13 sia |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny siasia io |
Teny iditra (2/2) | 16 siasia |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.196] (sens général : action de dévier, de sortir du chemin, de s'égarer ; cette espèce pousse souvent dans les fossés, sur les bas côtés des pistes). Emilia humifusa DC. (Asteraceae). Herbe commune. [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 21 isaisa, isasia, saisay, siasia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |