|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sidintsidina
Fototeny  2  sidina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#677]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#603] [duplicatif fréquentatif]

Teny iditra (2/2)6  sidintsidina
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1#677] Karazam-borona mainty ny lamosiny, fotsy ny takibany ary ny volombodiny somary dimbana; mahatratra 16.18 sm ny halavany; ny sidintsidina dia mivelona amin' ny bibikely rampasany amin' ny vavany eny am-panidinana
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] a swallow
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3#603] les hirondelles
11  [1.54, 1.8] hirondelle
Ohatra  12  Ka dia mikoraraika tahaka ny sidintsidina sy ny vano aho. [2.996#]
Voambolana  13  Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  14  sidisidina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20