|
|
|
|

Teny iditra1  sifotra alan-doha
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona very hevitra, sanganehana izaitsizy: Sina ohatra ny sifotra nalan-doha
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Litéralement: escargot auquel on a coupé la tête; figuré: confus, muet
Ohatra  5  [2.472] Nony tapi-niteny ny lehiben' ny kantao teto, sina ohatra ny sifotra nalan-doha ny mpihaino rehetra.
6  [2.5] Sina toy ny sifotra nalan-doha ny biby rehetra, samy tsy nahetsika teo amin' ny toerany.
Singan-teny  7  sifotra, alana, loha

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07