Teny iditra sifotra alan-doha
Singan-teny sifotra ; alana ; loha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona very hevitra, sanganehana izaitsizy: Sina ohatra ny sifotra nalan-doha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Litéralement: escargot auquel on a coupé la tête; figuré: confus, muet [1.3]
Ohatra 
1Nony tapi-niteny ny lehiben' ny kantao teto, sina ohatra ny sifotra nalan-doha ny mpihaino rehetra. [2.472]
2Sina toy ny sifotra nalan-doha ny biby rehetra, samy tsy nahetsika teo amin' ny toerany. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02