|
|
|
|

Teny iditra1  sifotr' omby
Singan-teny  2  sifotra, omby
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fandraisana ny tandrok' omby amim-pahakingana ka misavily ary mikainkona eny mova tsy ny akoran-tsifotra
Tsanganana sy sary iray takila  5  Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra  6  sifotr' omby, sofimbitro

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18