Teny iditra | sima | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Nahafahana na vaky simaka ny molotra, misy rava na tsy mitovy sisina amin' ny namany. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | bec-de-lièvre, qui a la lèvre supérieure fendue, échancrée, dont les bords sont ébréchés, échancrés [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny sima io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |