|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  simaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Nahafahana kely: Simaka ny nifiko
Ohatra  4  [2.69#] Dia rafitra nihinana ny anao lahy, ka voan' ny farango ny molony, hany ka simaka terý
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)10  simaka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Potiny kely avy amin' ny vatabeny: Sima-kazo
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3] Branche arrachée d’un arbre, éclat de bois ; dont on a arraché une branche, un éclat, un morceau
14  [1.196] Branche arrachée avec un lambeau du tronc ; en horticulture : bouture à talon. [Merina]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  17  akasim, asimak, ikasam, isakam, kamasy, kamisa, kasaim, makasy, masaky, masika, mikasa, mikasà, misaka, misakà, sakaim, samaky, simaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08