|
|
|
|

Teny iditra1  simbana
Fototeny  2  simba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, rovitina, ratraina: Nosimban' Ikoto ny bokiko. / Nosimban' ny mpangalatra ny volinay
Ovana ho ratsy: Hosimban' ny naman-dratsy iny zanakao iny
Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana roa: Tandremo sao simban' ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto ahy
Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosimban' ny mpiasa tao antrano ilay zanany vavy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] qu'on gâte, qu'on endommage, qu'on dégrade, qu'on défigure, qu'on tracasse, qu'on rend mauvais
Ohatra  6  Izao ny anan' olona avy no nosimbanareo [2.117]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny simbana io

Fivaditsoratra  12  asimban, nasimba, sambany, simbana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21