Teny iditra |
sinara
(sara)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Famaritana malagasy | Andoavana sarany, hofany vetivety [Rajemisa 1985]
|
Endriteny |
sinara
sinarako
sinaranao
sinarany
sinarantsika
sinaranay
sinaranareo
sinaran'
sinaran-
sinaram-
| |
nosinara
nosinarako
nosinaranao
nosinarany
nosinarantsika
nosinaranay
nosinaranareo
nosinaran'
nosinaran-
nosinaram-
| |
hosinara
hosinarako
hosinaranao
hosinarany
hosinarantsika
hosinaranay
hosinaranareo
hosinaran'
hosinaran-
hosinaram-
| |
|
Ohatra | Efa nosinaranao ve ilay lakana? [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
Sinara
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fandikana anglisy | Shinar [Baiboly]
|
Fandikana frantsay | Shinéar [Baiboly]
|
Voambolana |
Teny mitovy hevitra | |
Teny nalaina |
|