Teny iditra | 1 sinatroka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] satrohina, omena satroka: Nahery ny masoandro ka nosinatrony haingana ilay zaza |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#588] qu’on a coiffé, ce dont on a coiffé, a qui l’on a donné un chapeau |
Fototeny | 5 satroka |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 voasatroka |
Fivaditsoratra | 10 akorintsa, antsirako, arontsika, nakositra, nasitrako, nasokatri, nasokatry, nasokitra, natsikaro, natsoriak, nirotsaka, nisatroka, nisokatra, nitsarako, sanatriko, santariko, satraniko, sinatroka, sinokatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |