Teny iditra singorana (singotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Samborina amin' ny tady vavarana, amin' ny teny feno fitaka: Singory io vorona manidintsidina io fa ho voa rehefa ela ny ela [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : singorana, singorako, singoranao, singorany, singorantsika, singoranay, singoranareo, singoran', singoran-, singoram-, singora-
Ny lasa : nosingorana, nosingorako, nosingoranao, nosingorany, nosingorantsika, nosingoranay, nosingoranareo, nosingoran', nosingoran-, nosingoram-, nosingora-
Ny hoavy : hosingorana, hosingorako, hosingoranao, hosingorany, hosingorantsika, hosingoranay, hosingoranareo, hosingoran', hosingoran-, hosingoram-, hosingora-
Filaza mandidy : singory
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05