Teny iditra | singorana (singotra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Samborina amin' ny tady vavarana, amin' ny teny feno fitaka: Singory io vorona manidintsidina io fa ho voa rehefa ela ny ela [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny singorana io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |