Teny iditra (1/3) | 1 singory |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vona mivaha moramora raha vao voasintona ny laniny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] noeud coulant |
Tsipelina hafa | 5 songory, songoro |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 7 singory |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.13] bride |
Voambolana |
10 Haitao |
Tovy hevitra | 11 singorin-damboridy |
Teny iditra (3/3) | 12 singory |
Fototeny | 13 singotra |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana singorana [Fitanisana] |
Ohatra |
15 singory io vorona manidintsidina io fa ho voa rehefa ela ny ela [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |