Teny iditra sinibe
Singan-teny siny ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Siny makadiry atao fitahirizan-drano ao an-trano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Citerne [1.13]
Ohatra 
1Sinibe no fenoina katsaka efa novoasana ary tanehina eo izany mandra-pahamasany. [2.472]
2sinibe tsy mahatan-drano
izany va no asany?
[2.131]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16