|
|
|
|

Teny iditra1  siniben-drano
Singan-teny  2  sinibe, rano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  toerana iangonan' ny rano ao an-tanàna alohan' ny hizarazarana azy isan-tokantrano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  château d'eau, réservoir d'eau [1.13]
Tovy hevitra  6  fitehirizan-drano

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16