|
|
|
|

Teny iditra1  siniben-drano
Singan-teny  2  sinibe, rano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] toerana iangonan' ny rano ao an-tanàna alohan' ny hizarazarana azy isan-tokantrano
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] château d'eau, réservoir d'eau
Tovy hevitra  6  fitehirizan-drano

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10