|
|
|
|

Teny iditra1  sinivana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Voasivana, sivanina, ampandalovina amin' ny sivana na makarakara hanintsanana tany na fasika: Sinivana ny tany alohan' ny hampifangaroana azy amin' ny fasika mba handalorana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#612] tamisé
Fototeny  5  sivana
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voasivana

Fivaditsoratra  10  nasaviny, nasivany, nisavany, nisivana, sinavany, sinivana, sivanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21