Teny iditra sinokatra (sokatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voasokatra, nosokafana, novohaina hahitana ny ao anatiny: Nosinokatra ny vata ka inona no tao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on a ouvert, entr'ouvert, découvert, où l'on a permis de passer de nouveau [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sinokatra, sinokatro, sinokatrao, sinokany, sinokatsika, sinokatray, sinokatrareo, sinokatr', sinoka-, sinokatry
Ny lasa : nosinokatra, nosinokatro, nosinokatrao, nosinokany, nosinokatsika, nosinokatray, nosinokatrareo, nosinokatr', nosinoka-, nosinokatry
Ny hoavy : hosinokatra, hosinokatro, hosinokatrao, hosinokany, hosinokatsika, hosinokatray, hosinokatrareo, hosinokatr', hosinoka-, hosinokatry
Tovy hevitra voasokatra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27