Teny iditra | 1 voasokatra |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#618] qu'on a ouvert, entr'ouvert, découvert, où l’on a permis de passer de nouveau |
Ohatra |
5 [2.996#73.019.011] Ary nahita ny lanitra voasokatra aho, ka, indro, nisy soavaly fotsy; |
Fototeny | 6 sokatra |
Tovy hevitra | 7 sinokatra |
Fivaditsoratra | 8 voarotsaka, voasakotra, voasatroka, voasokatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |