Teny iditra sinolatra (solatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voasolatra, solarana, voasafo: Nosinolatry ny bala, hono, ny sofiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on a entaillé, entamé, qu'une balle a effleuré [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sinolatra, sinolatro, sinolatrao, sinolany, sinolatsika, sinolatray, sinolatrareo, sinolatr', sinola-, sinolatry
Ny lasa : nosinolatra, nosinolatro, nosinolatrao, nosinolany, nosinolatsika, nosinolatray, nosinolatrareo, nosinolatr', nosinola-, nosinolatry
Ny hoavy : hosinolatra, hosinolatro, hosinolatrao, hosinolany, hosinolatsika, hosinolatray, hosinolatrareo, hosinolatr', hosinola-, hosinolatry
Tovy hevitra voasolatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20