|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  solatra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Tany mandry soroka, misolampilampy
9  Fikapana na fandidiana zavatra izay misy ilany kely miala [1.1]
Ohatra  10  Sady tamin'izay dia nikodingidingy nidina ny solatra izy. [2.895#]

Teny iditra (2/3)11  solatra
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  Tifitra [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)15  solatra
Sokajin-teny  16  anarana
Voambolana  17  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  18  (toute l'île, mais le tra final est souvent élidé). Cossettes, tubercules coupés en cossettes [1.196]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  20  salotra, solatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02