Teny iditra sinongona (songona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voasongona, songonana, ihoarana: Nosinongon-jandriny lahy ilay zokiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on a obtenu en offrant plus qu'un autre, ou en demandant apres lui ; celui qu’on a vaincu en donnant plus que lui, ou en demandant après lui [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sinongona, sinongoko, sinongonao, sinongony, sinongontsika, sinongonay, sinongonareo, sinongon', sinongon-, sinongom-, sinongo-
Ny lasa : nosinongona, nosinongoko, nosinongonao, nosinongony, nosinongontsika, nosinongonay, nosinongonareo, nosinongon', nosinongon-, nosinongom-, nosinongo-
Ny hoavy : hosinongona, hosinongoko, hosinongonao, hosinongony, hosinongontsika, hosinongonay, hosinongonareo, hosinongon', hosinongon-, hosinongom-, hosinongo-
Tovy hevitra voasongona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20