Teny iditra sinovoka (sovoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Voasovoka, sovohana, idirana tampoka moramora na mangina: Nosinovoky ny fahavalo ny tafika ka nahafatesana betsaka [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay qu’on a attaqué à l’improviste [Abinal 1888]
Endriteny 
sinovoka
sinovoko
sinovokao
sinovony
sinovotsika
sinovokay
sinovokareo
sinovok'
sinovo-
nosinovoka
nosinovoko
nosinovokao
nosinovony
nosinovotsika
nosinovokay
nosinovokareo
nosinovok'
nosinovo-
hosinovoka
hosinovoko
hosinovokao
hosinovony
hosinovotsika
hosinovokay
hosinovokareo
hosinovok'
hosinovo-
Teny mitovy hevitra voasovoka

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27