Teny iditra sira latsaka an-drano ka tsy himpody intsony
Singan-teny sira ; latsaka ; rano ; tsy ; mimpody ; intsony
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy Used in speaking of the dead; lit. salt having fallen in the water and will never be salt again [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13