|
|
|
|

Teny iditra1  siramamy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vovo-java-mamy amboarina avy amin' ny fary na ny beteravy ka ampiasaina mba hanome tsiro mamy, indrindra ny zava-pisotro toy ny kafe, dite, ravimboafotsy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] sugar
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] sucre
6  [1.196] Nom de sucre raffiné ; cristallisé ou en morceaux. Dans ce dernier cas, on précise généralement vato siramamy.
Ohatra  7  [2.470] Azo lazaina ho tarika efatra no mpanao siramamy ao an-tanàna.
8  [2.472] Ilana siramamy mantsy io.
Voambolana  9  Toe-karena: hanina
Singan-teny  10  sira, mamy
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny siramamy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22