Teny iditra | 1 siramanta |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siramanta ny laoka Fanasina Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siramanta loatra ny lahatenin' ilay Rangahy |
Singan-teny | 4 sira, manta |
Tovy hevitra | 5 sira, siravato |
Fivaditsoratra | 6 anatsiram, isantaram, isatranam, manaratsy, mañatsary, manatsira, manisatra, maratsañy, matsiraña, misantara, misatrana, siramanta |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |