Teny iditra | 1 sirasira sakarivo am-bavanao |
Singan-teny | 2 sirasira, sakarivo, vava |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Teny firarian-tsoa ataon' ny reny amin' ny zanany raha manoaka, izay azo adika hoe: Enga anie tsy ho diso sira na sakamalao ny vavanao ! |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#609] souhait fait par la mère à son petit enfant qui baille: que ta bouche ne manque jamais ni de sel ni de gimgembre! |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |