Teny iditra | 1 siravato |
Singan-teny | 2 sira, vato |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siravato ny laoka Fanasina Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siravato loatra ny lahatenin' ilay Rangahy |
Tovy hevitra | 5 sira, siramanta |
Fivaditsoratra | 6 sarivato, siravato, voaratsy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |