Teny iditra sisihana (sisika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisihana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisihana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany
¶ Ampidirana kely: Nosisihako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto [Rajemisa 1985]
Endriteny 
sisihana
sisihako
sisihanao
sisihany
sisihantsika
sisihanay
sisihanareo
sisihan'
sisihan-
sisiham-
sisiha-
nosisihana
nosisihako
nosisihanao
nosisihany
nosisihantsika
nosisihanay
nosisihanareo
nosisihan'
nosisihan-
nosisiham-
nosisiha-
hosisihana
hosisihako
hosisihanao
hosisihany
hosisihantsika
hosisihanay
hosisihanareo
hosisihan'
hosisihan-
hosisiham-
hosisiha-
sisiho
Teny mitovy hevitra sisifana
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31