|
|
|
|

Teny iditra1  sisihana
Fototeny  2  sisika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisihana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisihana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany
Ampidirana kely: Nosisihako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  sisifana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny sisihana io

Fivaditsoratra  11  hany sisa, hasasiny, hasisany, hasisina, hisasany, hisasian, sasahiny, sisihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21