Teny iditra |
sisiny > sisina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Morona: Mipetraka eo an-tsisin-dalana ny mahantra Ny faritra manodidina: Esory ny sisin' ity lamba ity [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A border [Malay sisih, side, quarter] [1.2]
|
| The edge, the border [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le bord, la lisière, la frontière [1.3]
|
| Bord [1.8]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
sisina,
sisiko,
sisinao,
sisiny,
sisintsika,
sisinay,
sisinareo,
sisin',
sisin-,
sisim-,
sisi- |
Tovonana : |
-tsisina |
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Ny fihaviany | Malay: sisih : side, quarter.
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
sisiny > sisina
(sisy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kikisana: Nosisin' ny totozy ny saonjo tao an-dakozia [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on enlève par petits morceaux: Nosisin' ny voalavo ity mofo ity (Ce pain a été rongé par les rats) [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
sisina,
sisiko,
sisinao,
sisiny,
sisintsika,
sisinay,
sisinareo,
sisin',
sisin-,
sisim-,
sisi- |
Ny lasa : |
nosisina,
nosisiko,
nosisinao,
nosisiny,
nosisintsika,
nosisinay,
nosisinareo,
nosisin',
nosisin-,
nosisim-,
nosisi- |
Ny hoavy : |
hosisina,
hosisiko,
hosisinao,
hosisiny,
hosisintsika,
hosisinay,
hosisinareo,
hosisin',
hosisin-,
hosisim-,
hosisi- |
Filaza mandidy : |
sisio |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
sisiny > sisina
(sisy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ahitsy, atao mahitsy mitovy tantana: Tsy nosisiny tsara ilay hazofisaka ka nivaona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be straightened [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on redresse [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
sisina,
sisiko,
sisinao,
sisiny,
sisintsika,
sisinay,
sisinareo,
sisin',
sisin-,
sisim-,
sisi- |
Ny lasa : |
nosisina,
nosisiko,
nosisinao,
nosisiny,
nosisintsika,
nosisinay,
nosisinareo,
nosisin',
nosisin-,
nosisim-,
nosisi- |
Ny hoavy : |
hosisina,
hosisiko,
hosisinao,
hosisiny,
hosisintsika,
hosisinay,
hosisinareo,
hosisin',
hosisin-,
hosisim-,
hosisi- |
Filaza mandidy : |
sisio |
|
|
Teny iditra |
sisiny > sisika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Forced in between [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on pousse et insère entre des choses [1.8]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
sisika,
sisiko,
sisikao,
sisiny,
sisitsika,
sisikay,
sisikareo,
sisik',
sisi- |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
sisiny > sisika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
sisiny > sisika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Blanc de casse [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|