|
|
|
|

Teny iditra1  sitily
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fitanehana zavatra hakana ilon' io zavatra io amin' ny endriky ny ranomason-takotra, toy ny ranomanitra izany na ny karazan-toaka samihafa
4  Fanatantavanana rano. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  action de distiller, de filtrer [1.3]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  11  ilitsy, sitily

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31