Teny iditra | sitry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Tanosy] karazan'androngo [Rakotosaona 1975] | |
Androngo lehibe mitovitovy bika amin' ny voay [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana frantsay | gros lézard [Rajemisa: Vakoka] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Teny iditra | sitry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Haratsian-tarehy mahatsiravina sy mampatahotra [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | sitry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Bara] andevo [Rakotosaona 1975] | |
Teny iditra | Sitry | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fandikana anglisy | Zithri [Baiboly] | |
Fandikana frantsay | Sitri [Baiboly] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Teny mitovy hevitra | Setrì | |
Teny nalaina | Toko sy andininy momba Sitry | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |