Teny iditra | 1 soavaly |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Biby lehibe tsara bika ampiasaina hatao fitaingina na mpitarika kalesy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a horse |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54, 1.8] cheval |
Ohatra |
6 Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [2.470] |
Voambolana |
7 Haibiby: mampinono |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny soavaly io |
Teny nalaina | 22 Soratra misy io teny soavaly io |
Lahatsoratra |
23 Randzavola: soavaly ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 24 asa voly, soavali, soavaly, Valisoa, valisoa, voasaly, voasila |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |