|
|
|
|

Teny iditra1  sobika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] jereo sobiky
Ohatra  4  [2.442] Nosokafan'ilay fetsy ny sobika.
5  [2.4] Nisy Ramatoa iray nibata sobika misarona nidina.
6  [2.470] sobika iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny.
7  [2.472] Natao tsy hitan' ny olona izany, gony sy sobika aza no nitaomana azy.

Fivaditsoratra  8  abosik, basiko, bokisa, bosika, kabosy, kisabo, kosaby, sobika

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02