|
|
|
|

Teny iditra1  sobiky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Harona makadiry: Voankazo iray sobiky
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a basket
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] panier
Ohatra  6  [2.356#] Hanaovana inona ireto sobiky sy kofehy?
7  [2.298#] Sady tsy niandrasany fa notatahany ny vava sobiky.
8  [2.649#] Ny anankiray nilanja zavatra roa anaty sobiky tamin' ny hazo.
Tsipelina hafa  9  sobika
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny sobiky io
Lahatsoratra  11  Randzavola: sobiky ao amin' ny Baiboly (=> harona)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12