|
|
|
|

Teny iditra1  sobika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] jereo sobiky
Ohatra  4  Nosokafan'ilay fetsy ny sobika. [2.442]
5  Nisy Ramatoa iray nibata sobika misarona nidina. [2.4]
6  sobika iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny. [2.470]
7  Natao tsy hitan' ny olona izany, gony sy sobika aza no nitaomana azy. [2.472]

Fivaditsoratra  8  abosik, basiko, bokisa, bosika, kabosy, kisabo, kosaby, sobika

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02