|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  sodifafana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaniry fanao ody rohana (Brepophyllum calycinum). Anisan' ny zavamaniry mateza tsy mety maty ny sodifafana ka nambolen' ny ntaolo niaraka tamin' ny zozoro sy ny fandrotrarana teo amin' ny zorony avaratra atsinanana raha nanorin-trano izy
Voambolana  4  Haizavamaniry
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny sodifafana io

Teny iditra (2/4)6  sodifafana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.196] [Sakalava] (de sodika : action de déjouer ; et fafa : le balai ; cette plante est si vivace que, lorsqu'on la balaie avec les détritus elle repousse avec plus de vigueur ; c'est un des symboles de la longévité pour les Malgaches). On nomme ainsi deux espèces voisines : Kalanchoe pinnata (Lam.) Pers. et Kalanchoe prolifera (Bowie ex Hook.) Raym. Hamet (Crassulaceae). Plantes crassulantes, à fleurs épaisses, dont les feuilles et les inflorescences produisent des bulbilles susceptibles de multiplier abondamment l'espèce. Les feuilles charnues sont consommées par plusieurs animaux, notamment les tortues terrestres. On les mange parfois en salade. Pour cette raison, les créoles les nomment « gros pourpier » ou « gros pourpier à clochettes »
Voambolana  9  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  10  sodifafa
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)12  sodifafana
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.196] [Sakalava] (de ody fafana : remède appliqué en bain de vapeur). Allophylus salignus Blume (Sapindaceae). Feuilles et écorces servent à faire des bains de vapeurs contre les douleurs articulaires : rhumatismes.
Voambolana  15  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)17  Sodifafana
Zana-dohateny  18  Boky tantara
Sokajin-teny  19  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  20  Randriamiadanarivo
Mpanonta printy  21  Edisiona Salohy, 2000. Haavony: 22cm. Takila: 199

Fivaditsoratra  22  Sodifafana, sodifafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08