Teny iditra | sohika | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aretina miteraka fahasemporana noho ny kohaka, ka ila tsy ho avy miaina izay voany [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Asthme [1.13] | |||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Mpanahaka | sefo | |||||||||
Fivaditsoratra | hosika, kasiho, kasohy, kihosa, sohika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |