Teny iditra solaitrabe
Singan-teny solaitra ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Solaitra makadiry mipetaka amin' ny rindrina anoratana mba ho hitan' ny mpianatra rehetra iray lakilasy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Tableau noir [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08