Teny iditra | 1 solaitrabe |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Singan-teny | 3 solaitra, be |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Solaitra makadiry mipetaka amin' ny rindrina anoratana mba ho hitan' ny mpianatra rehetra iray lakilasy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] tableau noir |
Voambolana |
6 Fianarana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |